#NamakoNyTany #Connect2Forest 4000 personnes issues de 115 associations ont participé à la grande marche pour les forêts le samedi 30 mars 2019 dont l’association Clair de Lune Madagascar en faisait partie, sous le thème: “Koloiko ny ala, antoky ny rano”, organisée par WWF MADAGASCAR. Clair de lune Madagascar a renouvelé son engagement pour la nature en participant à cette plus grande mobilisation citoyenne pour l’environnement “Une heure pour la terre 2019” à Antananarivo. Ireto ary ny hafatra atolotray mpikambana ho anao manoloana izany lohahevitra izany: Arovy ny ala dia :

– Hisy ny rano satria ho ritra.Raha izao fomba fampiasana ny rano izao no mitohy dia tsy ho ela dia ho lany ny tahirin-drano eto ambony sy ambanin’ny tany
– Voaharo ny biby sy ny zavaboahary ary ny natiora
– Hisy toerana hialokalofana ianao sy ny taranakao
– Hadio ny rivotra iainana mba hananana fahasalamana – mba hisorohana ny tondran-drano – mba hikajiana ny hatsarana sy ny hakanton’ny ala sy ny tontolo iainana izay tsy voavidy vola.

#EarthHour #WWFMADAGASCAR

CONTACT RAPIDE

En cours d’envoi

©2019 CDL Madagascar Copyrights. Maintenance et administration : Entreprise RAKS

ou

Vous connecter avec vos identifiants

ou    

Vous avez oublié vos informations ?

ou

Create Account